lundi 21 juillet 2014



RAHA HANAO FANATITRA SY FAHAFOLO KARENA HIANAO DIA :
 MIANTSOA ITY NUMERO ITY AZAFADY o 
Si vous voulez verser les dîmes de revenu ou prendre part au contribution de la construction et au finition de la maison de Dieu et aussi a l'expansion de l'evangile ,deja presque dans toutes les regions de madagascar,Pst Joss a procedé aux installations des radiodiffusion et des eglises emia et partout dans le monde la radioemia est accessible ,donc si vous voulez faire un don ou supporter l'effort pour diffuser l'evangile.S'il vous plait contacter ce numéro. Que Dieu vous bénisse abondamment 
ity no lahara tarobia tokana azonao antsoina mialoha ny hanaovana fanatitra sy hanohana ny ezaka fitorian ny filazantsara ataon'i Pst Joss Mvola 
034 40 826 97  ( Jocelyn Philibert ) na koa what's app na koa Orange Money 0324647312 
« Misy mahafoy*, nefa mitombo fananana ihany; Ary misy fatra-pahihitra loatra**, nefa tonga malahelo ihany.[*Heb. mamafy][**Na: mihazona ny hareny] »
 (Ohabolana 11:24)
« Entonareo ny fahafolon-karena rehetra ho ao amin'ny trano firaketako, mba hasian-kanina ao an-tranoko, ary izahao toetra amin'izany Aho, hoy Jehovah, Tompon'ny maro, raha tsy hovohako ny varavaran'ny lanitra ho anareo ka hampidinako fitahiana manana amby ampy ho anareo. » 
(Malakia 3:10)

« Aoka izay ampianarina ny teny mba hahafoy zava-tsoa ho an'izay mampianatra. » (Galatiana 6:6)

« Que celui qui est enseigné dans la parole fasse participer à tous les biens [temporels] celui qui enseigne. » (Galates 6:6)
« Ary hoy Izaho aminareo: Aoka ny mamôna tsy marina ho entinareo mahazo sakaiza, mba horaisin'ireo ho any amin'ny fonenana mandrakizay ianareo, rehefa lany izany. » (Lioka 16:9)